Ce document contient le Symbole des apôtres en langue malgache parlée à Madagascar.

1 pages.

Le Symbole des apôtres en langue malgache (2) Fanekem-pinoana apôstôlika

Mino an’ Andriamanitra Ray tsitoha, Mpanao ny lanitra sy ny tany aho.

Ary mino an’ i Jesoa Kristy, Zananilahy Tokana Tompontsika. Izay notorontoronina tamin’ ny Fanahy Masina, nateraky Maria Virijiny, nijaly raha nanapaka i Pontio Pilato, nohomboana tamin’ ny hazofijaliana, maty ka nalevina, nidina tany amin’ ny fiainan-tsy hita, nitsangana tamin’ ny andro fahatelo, niakatra ho any an-danitra, mipetraka eo ankavanan’ Andriamanitra Ray Tsitoha, avy any no hihaviany hitsara ny velona sy ny maty.

Mino ny Fanahy Masina aho, ny Fiangonana Masina manerana izao tontolo izao, ny fiombonan’ ny olona masina, ny famelan-keloka, ny fitsanganan’ ny tena amin’ ny maty ary ny fiainana mandrakizay. Amena.